raozigasy 25/11/2009 23:36
koa maninona moa raha taritina ato daholo ireo gasy rehetra ao amin'ny face book ireo e !!!

Hamaly

Midira raha hametraka hevitra

Valiny

6. fahamarinana 26/11/2009 16:02
small:tsy mila inscription fa io ps -nao io dia miady ao !
5. small 26/11/2009 12:37
fa angaha misy inscription atao koa ao amin'ny rvg??
4. fahamarinana 26/11/2009 12:32
Raozigasy,za efa nampiditra bobaka be an,plus ao amin'ny rvg satria ao no tena manintona azy ,ny sera manko mila olona tia miresaka sy mamaky,hihi !
3. maeva74 26/11/2009 10:12
fa aiza tokoa izany face book izany ry raozy?
2. small 26/11/2009 09:28
Dakoro amin'ity hevitr'i raozigasy ity aho.
1. endrika01 26/11/2009 09:23
zah kalou tsy mba ao amin'ny facebook eh!!!!!!!!!!!!!!
mg