dadasy 26/11/2009 05:27
Fa maninona moa no afatratra any amin'Andriamanitra ny tsiny rehefa misy ny tsy fahombiazana? aiza ny anjara toeran'ny safidin'olombelona? Rehefa misy zava-hafy manjo, dia voalaza matetika ny hoe "fiainana izany e" na hoe "izao no lahatra', fa rehefa mety ny atao, toa vitsy no mahatsiaro fa fiainana ihany koa izany, ary izay no lahatra!.... eritreritra mandalo tokoa....

Hamaly

Midira raha hametraka hevitra

Valiny

2. fahamarinana 26/11/2009 12:31
dadasy,rehefa mety dia hoe za ilay milay sy izylay !..Mahavariana fa izay ilay olombelona e!
1. hery 26/11/2009 09:48
Atao ahoana, fiainana koa izany
Fa indraindray tokoa anie Andriamanitra manao fanahiniana manao be marenina e. Tonga dia miala pà fotsiny amin'izao izy hoe aferanareo olombelona izany.
mg