rozymalalan 26/11/2009 11:23
manin moa raha hoe mpinamana de minjanona mpinamana fa tsy voatery ho sipa

Hamaly

Midira raha hametraka hevitra

Valiny

9. rozymalalan 19/04/2013 13:50
misaotra nareo rehetra namaly any le fantanina
8. ALGOS 09/12/2009 08:04
Ka ny namana ihany koa anie no lasa sipa rehefa avy eo e! sa ianao tsy mahatsikaritra izany? Mazoto ianao sy ny mpinamana anao!
7. RIAZ1970 27/11/2009 11:07
maniry ho lasa namanao aho.
6. fahamarinana 26/11/2009 14:19
small :izay voalazanao izay dia efa misy ilay difference !mazava ho azy ,donc tsy mitovy e !
5. maeva74 26/11/2009 12:59
rehefa mpisipa de mpisipa de rehefa mpinamana de mpinamana koa na sady namana no sipa hihihi
4. small 26/11/2009 12:34
indraindray aleo mijanona ho mpinamana dia indraindray aleo lasa mpisipa. Fa inona koa moa no tena différence entre ny mpisipa sy ny hoe mpinamana e? ny tena namana ve tsy ohatrin'ny sipa ihany fa tsy misy RS fotsiny e!
3. fahamarinana 26/11/2009 12:26
Ilay mivadika ho mpisipa mbola tsy manahy fa mety tsy ho tafaverina ho mpinamana intsony!Asa anefa !
2. hery 26/11/2009 12:01
Fa maninona koa nefa na lasa mpisipa aza. Tsy voatery simba ange ny relation e. Rehefa tsy mety dia miverina ho mpinamana indray.
1. tess 26/11/2009 11:56
fa hita marina mintsy zany, manimba be anlay relation lay mivadika ho mpisipa de manjary domazy
mg