fahamarinana 26/11/2009 12:30
Ohatrany hoe mba mety ndray androany !Esy e !;-p

Hamaly

Midira raha hametraka hevitra

Valiny

9. fahamarinana 26/11/2009 17:50
Lanto:vao maika aza hitan'ny be sy ny maro koa,tsa misy parametres ato!hihi
8. lanto 26/11/2009 16:49
Ato njy no mi camoufle an!!!!!
7. fahamarinana 26/11/2009 15:59
simplex:miomakomana fa hiala any ndray ilay theme tsy matiko papillon efa elaela iny !Efa hivadika ny taona dia mitady hivadika ny lohan'akà !
Maeva :lasana kely akia fa mila tsy ho vitako na ny manokatra aza,niezaka aho anio maraina fa tsy tafa na dia efa nimeme niaraka tamin'ny Rondro aza !Ho hita eo ny aposaky ny ampitso e!
6. maeva74 26/11/2009 15:13
Eny woa ry Faha fa toa nanjavona tampoka tary ianao e! niezaka nitady sy nanombolo izay mba dia tongotrao zah fa tsy nisy mihitsy e!
5. simplex 26/11/2009 14:42
fa nanin ndroky?
4. fahamarinana 26/11/2009 14:17
ehe !tsy mba mety ho tsara hatrany moa izy ity ry reto !! (-:
3. maeva74 26/11/2009 12:57
Ao ambadik'ilay tomany hono ny tsiky no mitanila e! ary ao ambadiky ny rahaona ny masoantdro no miafina. korazy ry namako
2. hery 26/11/2009 12:53
izay no tsy hanaovana kivikivy foana satria tsy maintsy misy mazava aorian'ny maizina, ary tsy maintsy misy andro aorian'ny alina.
1. small 26/11/2009 12:35
esitry e!
mg