simplex 26/11/2009 13:33
oeeeeeeeeeeeeeeeee
mande ny smileys
merci sefo ^:^

Hamaly

Midira raha hametraka hevitra

Valiny

12. simplex 26/11/2009 21:29
http://serasera.org/smileys/smile2.gif
11. pitoussy 26/11/2009 17:13
kiiiiiiiiii, to tsy mety , , haiko izao himeme eo le ol ratsy fanahy izay , tsy nahavoa tainakoho :p
10. pitoussy 26/11/2009 17:11
ary ito :b v efa mandé, misy ol b geste amiko @io manko d mbo tiko hi-gestiavana kou :b:b:b
9. fahamarinana 26/11/2009 15:53
ieuh ,indrindra indrindra ao amin'ny politika ao
8. simplex 26/11/2009 14:40
ka manin tokoa moa na ovaina aza eee
tenenina fotsiny hoe izao indray ny sarykely ampiasaina eto @ forum manomboka izao
revolution miaraka @ faha-10 taona daholo izany
7. hery 26/11/2009 14:30
hoe

Fa toa efa lany daty indray nefa le forum ka lolll. tokony hovaina
6. fahamarinana 26/11/2009 14:15
oie !tsy lasa ilay olona romotra be kle !
5. fahamarinana 26/11/2009 14:15
na ohatran'ity kouh ! ;coolgrin: ...
4. hery 26/11/2009 14:10
Whaaa, io mihitsy no notadiaviko lolll
Zany hoe tsy tena officiel io fa rehefa hoe io daholo ny an'ny serasera dia ok
3. simplex 26/11/2009 13:48
hery,
sao dia tokony asiana otran'ity indray
http://serasera.blaogy.com/post/107/778

2. simplex 26/11/2009 13:38
otran'ny le ao @ rvg ngambany ny code izao fa tsy ilay taloha tsony...
asa anefa
1. hery 26/11/2009 13:34
Fa aiza tokoa no misy ny lisitry ny official smileys e?
mg