fahamarinana 26/11/2009 16:08
Ohatyrany hoe nikatso rvg sa akory ? Efa naharitraritra ihany zay kalé !Lasa niampy avo firy heny ny fahanginako !(-:

Hamaly

Midira raha hametraka hevitra

Valiny

7. fahamarinana 26/11/2009 19:12
Oie ! Amin'azy avao ilay fandaharana raoka alika be manadala !he he he !Misimisia ny tahak'iny e!Tongasoa ilay izy o !Reveko be !!
6. fahamarinana 26/11/2009 18:29
za koa akia,tsa misy azo atao ankoatr'izay!hihi ! Arahanareo hatraty manko za an !;-p
5. tywa68 26/11/2009 18:24
zah d tsy miditra loatra fa faly mihaino zay eo hihihi !
4. fahamarinana 26/11/2009 18:19
Maeva :kay njy koa ? lol,tena bobaka izy ao an ,odoie !..Mbola ho avy ilay andro hono !
3. maeva74 26/11/2009 18:12
la liste est pleine hihihi
2. fahamarinana 26/11/2009 17:47
efa mandeha fa be mpokona ! hihi! Tsy haiko fa efa adiny iray teo angambany fa za variana dia tsy niteny fa nimonona am-pitoerana !merci sefo !
1. hery 26/11/2009 16:31
zay?

efa adin'ny firy io no nikatso?
mg