fahamarinana 26/11/2009 19:17
Oh la la !Bonne be ilay émission rock be any rvg o !Merci merci merci !Ao amin'ilay itiavantsika azy mihintsy e!

Hamaly

Midira raha hametraka hevitra

Valiny

6. fahamarinana 28/11/2009 12:50
tess :tsara be akia fa ilay hira tiako daholo sady tsy nisy resaka fa lasa izao hatraminn'y farany!
Maeva:izay indrindra ilay tiako ao akia !hihi
5. maeva74 28/11/2009 12:36
Ho finaritra ny sofinao ahazo fahafiaretana ny vatanao, ho voarotsirotsy ny alinao miaraka amin'NY " Radio vazogasy"
4. tess 28/11/2009 12:08
zà ky tsy mba maheno anzany indrisy ry sosisy
3. fahamarinana 26/11/2009 20:33
sady ohatrany tena hira fihenoko tany dago zany daholo !hihi!
2. hery 26/11/2009 20:24
Ie, henoko kou. Vao fanombohana indray iny e. Efa mikarakara ny amin'ny heriny i riffeur
1. fahamarinana 26/11/2009 19:26
Fa somary tapatapakement vôtre kely ilay izy eny antsefatsefany eny an fa milay e!Ao tsara ! oy oy oy
mg