loula 27/11/2009 06:49
Bjr ndry! misaotra fa voaray ny hafatra e! bisous ndry! dia mirary faran'ny herinandro mafinaritra e!

Hamaly

Midira raha hametraka hevitra

Valiny

1. titix0212 21/03/2014 05:19
Miarahaba an'i Loula aho ary faly noraisinao ho namana vaovao. Te-hanana namana hifanakalozana @lafiny rehetra aho. Raha sitrakao dia afaka hihandefa mail koa isika raha toa ka omenao ahy ny anao? tsy dia mbola fantatro loatra ny fomba handefasako ny adresse-ko aminao. Tsy tiako raha olona tsy noeritreretiko no hampiasa ny adresse-ko. Mirary soa ho anao sy ny ankohonanao.
mg