tess 28/11/2009 12:07
Normale ve?
Raha mikotrana be (manao sport) miampy regime (sakafo)...
Ny poids tsy dia hita mihena fa ny vatana kosa mifintina
ny tanjona anefa hanary poids de aon kou zany???????

Hamaly

Midira raha hametraka hevitra

Valiny

5. katiaa 28/11/2009 16:02
tess> bonn sanssa ee loll
4. tess 28/11/2009 15:36
faha: lay bokony be kosa aly aoka mariné hihihihih
3. tess 28/11/2009 15:35
ka izao anie e! ny tena mahafaly de lay milanja de hoe latsaka be lay poids sinon tsy mety ny saina par contre hita mitsy fa mifitina ny vatana donk lay muscle izany no manavesatra, mampazoto aky nareo roa fa misaotra an
2. fahamarinana 28/11/2009 12:54
Lasa hozatra be angambany ilay izy ,mety hiha-mavesatra aza !hihi!Za taloha annao natation foana fa ny nahatsara azy dia nampisy hozatra,lasa be loatra aza ka lasa bokony be,naha-menatra ny nanao akanjo tsisy tanana ,tany Toamasina nefa mafana be tamin'izany,dos-nu no nalaza !
1. katiaa 28/11/2009 12:09
ka le mikotrana ne tsy dia voatery we poids very bdb fona ee, mba mety koa we mifitimpitina ny vatana fa tsy le goragora b reny ee. Normal b zany kou . Vo tsy manao sport lotra ne d vo kasihana le vatana d le otran n somary tavi kena reny ee hihiihi
mg