ANARIM 30/11/2009 13:23
raha mba azoko natao dia efa nofaranako hatreto ny 2009!!!

Hamaly

Midira raha hametraka hevitra

Valiny

5. fahamarinana 30/11/2009 19:16
fa nanakory eky? Aleo taperina aloha kouh !
4. maeva74 30/11/2009 19:04
zah aloha hiandry tantana sao tsy hisy eo tokoa ny faran'ny taona vao ho zendana daholo e!
3. dahuily 30/11/2009 18:12
F'anga dia tena nangidy be taminao mihitsy izy ty no tena maika be mihitsy enao eee !!!!
2. hery 30/11/2009 14:32
Marina ny an'i Sahoby. Na dia hoe tena nangidy aza ity 2009 ity dia aleo miezaka mitady ny mamy ao anatin'ny 30 andro sisa aminy e.
1. sahoby 30/11/2009 13:44
Aoka kely mihitsy aloha akia fa ny fotoana anie no tena zava-tsarobidy ananantsika sady izay daty lasa tsy afaka averina ka aoka mba ho @ 31/12 mihitsy kah
mg