endrika01 30/11/2009 13:43
Oviana foana vao ho faran'ny taona eh!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!

Hamaly

Midira raha hametraka hevitra

Valiny

4. endrika01 13/12/2009 15:19
Marina izany eh,iza mou ny namana manana Anniv fin dèanneé ato!angamba tsy misy o,hay kay mou misy am 30 sa 31,zareo mbo lazao zah fa zah mora manadino kou!
3. maeva74 30/11/2009 18:57
aza maika izany fa aleo hilamina de hisesy e! satry ary ihemotra @zay tanora foana
2. dahuily 30/11/2009 18:14
Am faran'ny volana anankiray eeee !!!! fa mbola krisimasy alou !!!
1. hery 30/11/2009 14:29
Aleo hilam fa ny tany indramina e... ho avy foana io
mg