maeva74 30/11/2009 19:03
Ary aiza ho aiza no misy ireny sary kely ireny ra-Hery, nikaroka ihany aho fa tsy nety nahita e!

Hamaly

Midira raha hametraka hevitra

Valiny

12. maeva74 01/12/2009 07:15
hihihi milaibe! eo fa asiko tsara tarehy e! nefa tsy ao intsony le fo kely mamirapiratra sy le manao bisous.
11. milaibe 30/11/2009 23:46
de mba asio anlé sary foana ary refa manoratra reny an ,en plus le efa atsy kiss
10. pikatti 30/11/2009 22:44
ny an'i Hery koa aza tsy mety ,maeva copie-coller zany ve tsy mbola tadiavina ndray? lay eo akaiky hotran'ny taloha ihany hoa no pratika
9. pikatti 30/11/2009 22:41
tsy pratika marina fa aleo ihany lay forme taloha reny , tonga de klikena , hotran'ny ao @ dinika ihany Rahery klé
8. maeva74 30/11/2009 20:06
hihihi nety kah faly be zah lol
7. maeva74 30/11/2009 20:06
nataoko copie coler le izy asa raha nivoka
6. maeva74 30/11/2009 19:57
toa tsy nety re olona ô! hihihi fa inona ilay atao ?? nanao teboka roa zah de espace de avy eo io atsasaka zavatra io tsy tsaroako ilay anarany teo lol
5. maeva74 30/11/2009 19:56
: - ) : - ) : - )
4. hery 30/11/2009 19:19
ny an'i faha mivadika...

: - ) no izy fa tsy ( - :

3. fahamarinana 30/11/2009 19:15
ehe ,karaha tsy nanjary niany akia !hihi!lol
2. fahamarinana 30/11/2009 19:15
(-:
1. fahamarinana 30/11/2009 19:15
ilay fomba fanoratra azy no ataondry dia mipoitra avy hatrany akia,jereo ao aminn'y rvg rehefa hametraka dedi iny fa hita eo hoe (, tiret ,deux points , ohatra ny (-:
mg