ANJARA7 30/11/2009 19:21
mivavaha dia minoa fa ho tanteraka ny faniriantsika roa hiara dia .ANJARA7

Hamaly

Midira raha hametraka hevitra

Valiny

8. haritia 10/07/2010 17:46
Zà raha namanao fotsiny dia efa tiako be! Sady tsy dia mifanalavitra y antsika. Hifanoratra?
7. ionosaoly 04/06/2010 22:12
ary ts tandritandriko ty ertrertra ty rats androany f'asìko valiny iany alò rats tara:"Mvavak'à d mino fa faniriana iany ny an-tsika olombel fa didy dia an'A/nitra"
6. ANJARA7 22/01/2010 06:38
maherylaza:ilay DIAalou mety ho sarotra ,fa mifanohana eny nadalana dia tratra soa ny tanjona e!
5. ANJARA7 22/01/2010 06:37
birsa:ilay 2 hoy iano?voalohany aloha dia izaho sy IZY,manaraka izaho sy zay namako TSARA SAINA AMIKO,zany ve no atao we gravy ry birsa?TSIA angamba hoy aho!
4. maherylaza 19/01/2010 05:57
hiara dia ho aiza aloha isika roa aky ry anjara a!,hanaraka anao tsy haditra mantsy aho ,raha ho tsara ny dia
3. birsa 17/01/2010 15:21
fa iza marina kay le 2 sa ze mieritreritra an'izany! giravy zany
2. ANJARA7 17/01/2010 13:46
eny aky malala a!!!!!!!satria ndry koa tena tiako
1. endrika01 17/01/2010 13:20
zah kounkou ve tafiditra amle tsika roa eh,?sa?????????????????
mg