hery 01/12/2009 16:21
Rehefa mijery ny mombamomba ny hira ao amin'ny Radiovazogasy.com manomboka izao dia afaka mihaino ny sombin'ilay hira...
Ohatra http://radiovazogasy.com/radio/hira/asehoy/2267

Hamaly

Midira raha hametraka hevitra

Valiny

4. fahamarinana 02/12/2009 17:44
be fialonana simplex o nefa hitako mankafy ery !oy oy oy
3. simplex 01/12/2009 23:48
i faha mintsy no sefon'ny mpisongona sy mampiandry dia mody oe wawawa a wawawa

miandry aho
2. fahamarinana 01/12/2009 21:57
pitoussy:ngaha ndry miandry foana ? ;-p
Misy hifidianako tsara ilay hira tiako alahatra mihintsy amin'izao!Mankasitraka e!
1. pitoussy 01/12/2009 18:34
wéééééé, sotsa sefo o , mbo afaka miheno le sombintsombiny aloha zany refa le vosongona lava iny :p hi!hi!hi!
mg