capitaine 03/12/2009 15:52
Ripaka marina isika vokatry ny tsy fahalalantsika. Ny fahalalana mantsy no ahafahana mahazo sy mijery amin'ny maso tsy miangatra izay zavatra misaho amin'ny fiainantsika. Ary izay fahalalana izay no manampy antsika handefitra sy hanaja ny hafa. Koa mahazoa ary fahalalana.

Hamaly

Midira raha hametraka hevitra

Valiny

5. capitaine 06/12/2009 19:10
hery>>Marina tokoa izany fa tokony hisy mihitsy ny fahendrena, indrindra @ fanapahan-kevitra izay atao. Ny fahalalana anefa tsy voatery hoe avy @ "sciences modernes" fôna, fa mety avy @ traikefa koa. Ny fahendrena rahateo koa tsy afaka mandeha irery.

besorongola>>teo @ ntaolo koa ange nisy rafitra fitondrana e (rafitra antanan-tohatra), ka izay no nanamarika ny fifandraisana teo @ mpitondra sy ny hoentina, ny ray aman-dreny sy ny zanaka,...Eo ihany koa ny Fihavanana malagasy, teo koa ny fatahorana an'i Zanahary sy ny razana. Ireny rehetra ireny no nanampy ny malagasy hifanaja. Saingy izao, isika tsy @ andron'ny ntaolo intsony, "mondialisation" ndray izao, manomboka mihavery ny soatoavina taloha. Inona ary no hevitra?
4. capitaine 06/12/2009 18:57
hery>>Marina tokoa izany fa tokony hisy mihitsy ny fahendrena, indrindra @ fanapahan-kevitra izay atao. Ny fahalalana anefa tsy voatery hoe avy @ "sciences modernes" fôna, fa mety avy @ traikefa koa.

besorongola>>teo @ ntaolo koa ange nisy rafitra fitondrana e (rafitra antanan-tohatra), ka izay no nanamarika ny fifandraisana teo @ mpitondra sy ny hoentina, ny ray aman-dreny sy ny zanaka,...Eo ihany koa ny Fihavanana malagasy, teo koa ny fatahorana an'i Zanahary sy ny razana. Ireny rehetra ireny no nanampy ny malagasy hifanaja. Saingy izao, isika tsy @ andron'ny ntaolo intsony, "mondialisation" ndray izao, manomboka mihavery ny soatoavina taloha.
3. cutie 03/12/2009 21:28
d'accord 100% e
2. hery 03/12/2009 21:04
Ampy ve ny fahalalàna anefa? Tsy tokony hisy fahendrena ve?

besorongola> Nanana fahalalàna kosa ny Ntaolo ka. Taloha tsisy laboratoires nanamboarana fanafody kanefa betsaka ny aretina sitrana sns.
1. besorongola 03/12/2009 19:02
toa tsy ny fahalalana no ilaina hanajana ny hafa. satria taloha ny ntaolo tsy dia nahay fa nitandro fatratra izany fanajana ray aman-dreny ohatra
mg