besorongola 03/12/2009 18:57
salama daholo ny malagasy mbola afaka manapa-kevitra, tsy toy ireo mpanao politika ireo.

Hamaly

Midira raha hametraka hevitra

Valiny

2. nngama 04/12/2009 08:23
Fahasalamana daholo o!
Resaka fotsiny ny fitiavan-tanindrazana andry zareo ireo fa faly mampiady angely eo fotsiny dia isika vahoaka no sahirana sy mila hifandramatra.Ny ahy aloha dia ry zareo ireo no tompon'andraikitra amin'izao toe-javatra izao.Tsy ankanavaka io an! aza tsiny indrindra raha misy tafitohina
1. dahuily 03/12/2009 19:01
milalao fotoana daholo reo eee !!!de milalao vahoaka ihany kou !!!
mg