vahini 10/12/2009 08:13
hiandry ny orana ho lany angamba vao hahita lanitra tsara isika malagasy e !

Hamaly

Midira raha hametraka hevitra

Valiny

1. Asaj 10/12/2009 09:00
Raha mijery ny hita maso isika dia tsy hahita lanitra tsara mihitsy na ho lany aza ny orana fa ny lanitra tsara dia ao anatintsika
mg