endrika01 10/12/2009 09:07
Dia hivalona afaka andro vitsy ny taona,ataoko fa tsy misy ny nanenenana,fa taona ratsy tsy nisy nilaina azy le 2008,hi hi hi
mbo eritreritro nandalo!!!!!!!!!!!!!!

Hamaly

Midira raha hametraka hevitra

Valiny

5. endrika01 19/12/2009 09:26
Saika nananihany anle 2008Dec zah kah,hay mou iny tena nilay,zah teo akaikinèny fianakms.
fa le 2009 ty lay taona tena sangodim-panina zany,sa! asa tsy haiko nareo namana hafa !!!!!!
4. rurale 16/12/2009 08:23
hihihihihi, za ko tena nahita fa tsy nety t@-ko le 2009
3. rurale 16/12/2009 08:22
hihihihih
2. rurale 16/12/2009 08:21
Sao de mbo diso enao @ le 2008? sao mba 2009 aza iio saaaa tena mananihany enao?
1. endrika01 10/12/2009 09:08
taona 2009 mako eh,fa tsy 2008!!!!!!!!!!!!!
mg