hery 10/12/2009 17:17
Tonga soa koa ny cousin-n'i Aina , nahazo vahiny kely ry Angie. Arahabaina eeee!

Hamaly

Midira raha hametraka hevitra

Valiny

7. fahamarinana 11/12/2009 17:28
Simplex:tiako loatra koa ilay hoe "bonne be ilay 2009 fa dommage fa efa ho tapitra!Tonga dia cassée ve amin'izao !hihi
6. maeva74 11/12/2009 15:17
Tena manga marina ny lanitra t@ iny sary iny an! Nomen'Andriamanitry ny fara izany moa sa i Kotokely hihihi arabaina koa i Aina nahazo cousin hilalao kanety
5. simplex 11/12/2009 14:54

tena marina, bonne be le annee 2009
domage efa ho tapitra
4. hery 11/12/2009 14:46
simplex> ie, lahy kely. Efa hoe cousin-n'i Aina
3. simplex 11/12/2009 14:40
lahy kely ve zany??
ouh la la
io ary fa hanahaka na'i santa

arabaina nahazo mpaka kitay oooo
2. fahamarinana 11/12/2009 12:13
oh !miala any miala any !Arabaina koa zany Angie raha sendra mandalo eto e!kiss be dia mahereza !
Misaotra any Hery nampita vaovao !
1. dahuily 10/12/2009 20:04
Dia arahabaina izany ry Angie eee !!!de maroroh taiza eee
Arabaina kou zany i Aina nahazo cousin ry sefo aaa !!!
mg