dahuily 10/12/2009 20:01
Inona re no azoko atao an'ity Gasikarako ty eee !!!! mijaly loatra izy sy ny mponina ao aminy !!!

Hamaly

Midira raha hametraka hevitra

Valiny

3. Rapha 05/02/2010 05:44
IZAO RY DAHUILY A! IREO MPANAO POLITIKA IREO IZAY KRISTIANA NO NAMONO NY FIRENENTSIKA.
RAPHA
2. dahuily 11/12/2009 09:37
Misaotra an'i Soanja amin'ny fampaherezana, fa raha resaka momba izany dia tena mba efa betsaka ihany no noezahiko natao saingy hitako mbola tsy ampy

Marina tokoa fa ny fianarana no lova sarobidy indrindra ka dia misaotra betsaka an'i Soanja nanolotra ny hevitra teto !!!
1. soanja 10/12/2009 23:30
Na afaka manampy zaza iray na olona iray fotsiny i Dahuily ao Mada dia efa goavana be tokoa ho an'ny firenena izany. Ny amporisihako dia ny manampy azy ireo amin'ny fianarana satria io no lova sarobidy indrindra amintsika olombelona. Raha te hanao izany ianao ka tsy hitanao izay hanaovana izany dia manorata any amin'ny mail-ko fa atoroko anao aiza no toerana tena mila fanampiana mafy tokoa raha resaka fanabeazana. Misaotra anao tamin'ny eritreritra mandalo feno fitiavan-tanindrazana. Soanja
mg