hery 14/12/2009 08:22
Lundi joli indray e. Atao joli joli foana isanandro amin'izay vetivety dia tonga ny weekend
Mbola ela be koa vao tonga ilay krismasy tsss

Hamaly

Midira raha hametraka hevitra

Valiny

2. cutie 14/12/2009 11:41
za koa efa tsy mety mahandry an'le xmas lol
1. maeva74 14/12/2009 09:09
i Hery efa te hihinana petit pois mikodiadia ny krismasy ity mbola ho ela e! Mahandrasa tantana ra-Hery fa sao tsy tonga eo ilay izy an!
mg