lohataona 14/12/2009 15:51
Faly e! Tonga ny ririnina, hahita laglasy be indray izao, ny akanjo no hatao 10 sosona. pfffff!
Mivoaka mbola alina ny andro dia mody efa alina koa ny andro.

Hamaly

Midira raha hametraka hevitra

Valiny

2. tess 14/12/2009 19:27
ny la gilasy kousa misy e! ny verglas io malma mibolisadistra tsara mitsy raha tsy mahay
tsy aleo lohataona ihany an!
1. Kdaombaramita 14/12/2009 18:32
Zay ilay fiainana e )
mg