hery 17/12/2009 09:27
Salama daholo indray e...
Mandreraka be aloha ny toe-trandro aty amin'izao fotoana izao kanefa revena manja fa fombany io. Efa ho avy ny krismasy.
Eo ampikarakarana ny famerenana an'ilay resaka biz'oroka aho io. Asa rahatadidinareo fa nisy an'izany biz'oroka izany ny namana . Somary mifampitady amin'ny calcul fotsiny fa ho vita ato ho ato io fa aza manahy.
Rehefa avy eo indray manoratra fa be dia be ny eritreritra mandalo :-p

Hamaly

Midira raha hametraka hevitra

Valiny

3. tywa68 18/12/2009 20:54
misaotra @ fanamboarana, ary indrindra2 ilay rvg maha accro anay, hihih ! mirary fety sambatra ho anao sy ny fianakavianao
2. Mirananirina 17/12/2009 12:52
avereno mihitsy eh..masaka ny la neige mihitsy ny tongotra ,ngaha tsy loza....nefa mbola nitsidika bazar be ihany hihihi
1. endrika01 17/12/2009 11:50
ie,zah kalou dia tena miandry anle Biz'oroka eh,indrindra amzao Noely zao kwa!
mg