endrika01 17/12/2009 11:49
Ny fahanginako!,aza hararaotinao!
Matahora ilay atahorako,mahita ny ao amin'ny miafina indrindra,indrindra (xxx) izay iafenanao io!

Hamaly

Midira raha hametraka hevitra

Valiny

3. endrika01 19/12/2009 09:23
Mirananirina,Logan / ka izay indrindra mako,ny sasany manararaotra hoatriny banga mihomehy aminèny alina!
tsy izaho miitsy no ratsy fanahy fa lay fanararaotana be loatra no tsy tsara,
refa hitanao fa tsotra lay namana dia tsy sahy ny hanimba ny fihavanana aminao dia hararaotinao!
de tsy mety izay!
fa fahotana mahafaty!!!!!!!!!!!!!!!!!!!
2. Logan89 18/12/2009 07:27
Ny zava-dehibe @zao fotoana izao dia ny famelan-keloka indrindra fa mpanompon'Andriamanitra ianao; Ny lolom-po vao maika manimba.
1. Mirananirina 17/12/2009 12:50
hay mbola tsy vita izy ity
mg