andry08 26/12/2009 10:20
Nandeha haingana be loatra ny fotoana t@ iny 2009 iny. Be ny asa vita fa ny fotoana no saika tsy naharaka. Taona mba tiako iny e! Nahalalako olona "merveilleux". Mbola be ny olona marina eto an-tany. Ary ny mampalahelo dia tsy tiako hoheverina kely akory.Tsy manam-potoana ny @ izany aho.

Hamaly

Midira raha hametraka hevitra

mg