raozigasy 26/12/2009 15:08
raha handeha ianao ry taona,
izaho tsy hitana ka ahoana,
fa kosa amin"ny bonne année
de ataoko hoe "allez"

ka na ho antitra ny tenako
izay vita tsy mba hanenenako
fa reveko manja foana
dia ho hitanao amin'ny herintaona

Hamaly

Midira raha hametraka hevitra

Valiny

5. raozigasy 29/12/2009 22:11
tsy vieux fa fier de son age e lol
4. hery 29/12/2009 10:35
zay ilay hoe fier d'etre vieux :-p
3. Mirananirina 29/12/2009 09:18
tsy ratsy iny!!fa miha antitra ihany tokoa grrrrr..........
2. raozigasy 27/12/2009 08:55
aleo handeha izay handeha
isika tsy afaka mamehy
ny omaly kosa anefa
aza avelantsika hilefa
1. maeva74 26/12/2009 16:05
Dia ho lasa tokoa mantsy ianao ry taona makadiry
kely sisa dia tsy ho henoheno intsony ilay ditranao namirifiry
ho taona iray vaovao indray no ho hita
enga anie hitondra kintana sy masoandro mibaliaka

Ireo lasa izay napetrakao dia ho lasa tsiaro tsy ho hay hadinoina akory
Veloma e!Leo izahay amin' ireo fitapitakao sy ireo toetranao nanorisory


hihihihi
mg