
fahamarinana 27/12/2009 09:36
Tena mangingina be ve zahay amin'izao fa hatramin'ny omaly apm no nikatso i rvg ...nefa mba week-end manifika tsika amin'io ?
Tena mangingina be ve zahay amin'izao fa hatramin'ny omaly apm no nikatso i rvg ...nefa mba week-end manifika tsika amin'io ?
hita hoa fahamarinana!!tena nangina tokoa
hihihi!eny oah e,dia hoe za irery ve no mpiheno dia za no bedy? ;-p
A PHP Error was encountered
Severity: Notice
Message: Only variables should be assigned by reference
Filename: libraries/bbcode.php
Line Number: 754
Jereo eto fa eo ny fandefasana hafatra.
oay,nijery any sefo za tao amin'ny msn fa tsy hitako,ny any aminn'y fb nefa hoe tsy any intsony koa,dia ahoana ary? Noheveriko fa nanano la bringue fa fety dia mba tsy sahy nanakotaba kosa kle,mba andro fety hany e!
Izay foana ilay teneniko hoe rehefa tsy misy miteny anah dia tsy miverina ilay izy satria tsy hitako
Izay fa naveriko fa mazotoa e.
Dia bonne fete foana