08051972 28/12/2009 17:49
Mba rahovina?
Mba rahovina ny fireneko no hitsahatra @ fahantrany? Fa rahovina ny vahoaka sy ny mpiray rĂ  amiko no mba hahay hiteny hoe " AOK'IZAY "? Mba rahovina ny Malagasy mpiray tanindrazana no hojoro sy hiady hampandroso marina ny fireneny? Mba rahovina ny vahoaka Malgasy no tsy hamela intsiny ho afamaina ireo mpitondra ny fireneny IZAY NOFIDINAN'IZY IREO ho afa-mandositra rehefa avy nangoron-karena sy nanararaotra ny fahantsoram-po ntsika Gasy? Rahovina isika MAlagasy vao ho tonga saina fa iska vahoaka no Andriamasimandidy fa tsy an'ny mpitondra fanjakana? Rahovina no ho valala be mifoha isika Malagasy? RAHOVINA?

Hamaly

Midira raha hametraka hevitra

Valiny

2. rhina 30/12/2009 05:32
Angamba rehefa samy tonga saina fa Ny vola tsy maha ranga velively e!!!
sa diso za!!!
Ny vola, Ny fitiavantena, Ny faniriana diso toerana, ary Ny fieboebona zay amiko no mahatonga an'io
Amiko manokana dia tokony ireo dirigeant antitra afrikana rehetra reo no tokony ho soloina daholo satria mbala voazana daholo ireo dia voazana miaraka @ firenena koa.
toa manonofy ihany a! Nefa izay no itako vahaolana
Tokony hisy revolution ngezabe ankiray aty Afrika sy M/car dia mba samy miaina daholo amin'izay e!!!

fa marina lo ny an'i Mirananirina e!!! Saingy Mino sy manantena a fa tsy maintsy ifana izao.
izay lay hoe izay maharitrano vadinandraina e!!! miaraka amin'ny diso tsipelina fa miala tsiny
dia entiko irarariana taona vaovao ho antsika rehetra ny farany
1. Mirananirina 29/12/2009 09:12
rahoviana no hifarana ny taona????2 andro sisa.Fa ny anao ireo kosa aloha toa ohatra ny tsy hisy valiny mandrakizay e!Sa aleo atao hoe afaka 10 taona!!
mg