raozigasy 31/12/2009 09:08
MIARAHABA AN I SEFO TRATRY NY FETY EEEEEEEEEEEEEEEEE
Dia tratry ny farany daholo ny rehetra dia manaova fety sambatra daholo e

Hamaly

Midira raha hametraka hevitra

Valiny

3. hery 31/12/2009 14:18
Dia faly miarahaba an'i sefo izany e loll. Dia misaotra daholo

faha> tary aiza?
2. fahamarinana 31/12/2009 12:36
Faly miarahaba any sefo ihany koa e,tary nihidy ny varangarana kalé !Mirary soa indrindra dia efa bonne année ihany koa ho anareo telo mianaka ao !kiss e
Faha
1. maeva74 31/12/2009 11:24
Efa niarahaba an'i Sefo zah vao maraina be vao nifoha fa averiko eto indray " JOUEUX ANNIVERSAIRE RAHERY"
mg