hery 31/12/2009 23:12
Tratry ny taona daholo ary ee... amin'ny 12 sy fefany alina zao :-p

Hamaly

Midira raha hametraka hevitra

Valiny

9. pikatti 05/01/2010 00:16
Bonne année 2010 koa e, dia ho salama lalandava sy ahomby hatrany ny zavatra atao
8. maeva74 04/01/2010 08:13
Bonne année daholo ô!
7. evakel 03/01/2010 18:01
Miarahaba tratr n taona na de efa dila 3andro aza hitoy atran anie n s
6. evakel 03/01/2010 17:49
Miarahaba tratr n taona na de efa dila 3andro aza hitoy atran anie n sera2
5. hery 02/01/2010 12:53
LalaoRavalo > Efa novakianao ve ny fitsipika eto amin'ity serasera ity?
4. LalaoRavalo 02/01/2010 12:38
Tohina tokoa ny foko sy izahay maheno ny antso tonga aty aminay eran'ny Madagasikara manontolo, fisaorana mitafotafo ny hamalianay izany antsonareo izany ka enga anie ka ity taona 2010 ity ,hitondra fahasalamana sy fahombiazana ho antsika rehetra ,Andriamanitra homba antsika hatrany--------------------
BONNE ANNEE
3. Tanora 02/01/2010 10:28
misaotra amin'ny firariantsoa dia maniry taona vaovao sambatra ho antsika rehetra, fahasoavana lalandava anie!
2. tywa68 01/01/2010 22:27
misaotra t@ firariantsoa, d mirary taona manja feno fifaliana sy fahasalamàna ho anao sy ny ankohonanao ary mbola mamerina fisaorana @ fikarakaràna ny mpisera rehetra an
1. milaibe 01/01/2010 20:57
Mirary taona vavao tanteraka zany @ ity 2010 e dia hitondra fahasalamana tanteraka sy fahombiazana ho antsika rehetra
Andriamantra hitantana antsika mandrakariva
mg