raozigasy 07/01/2010 00:03
Andao ary isika hoe hitanisa izay faniriantsika tiana hotanterahina amin'ity 2010 ity raha marina izany e !!!!

Hamaly

Midira raha hametraka hevitra

Valiny

2. Kdaombaramita 08/01/2010 18:59
1- Ny faniriana tsy voatery ho marina, ny ho avy no hanamarina azy
2- Ianao ve tsy nanao SN tany Ambohimangakely taloha azafady ?
3- ny faniriako ? ho faty any daholo ireo mpanakorontana firenena ireo. Efa misy foza 2 lasa aloha izao t@ faran'ny taona teo. Iza no manaraka ?
1. Mirananirina 07/01/2010 11:57
Ny fanariako voalohany ,dia miala tgv hihihi,aleo hilamina ny fanjakana.
mg