hery 07/01/2010 16:56
Handeha ve ity milina fanasan-damba ity?
Raha any amin'ny toerana tsy misy rano kanefa misy jiro no ametrahana ireny milina fanasan-damba ireny dia mety handeha ve raha toa izao no atao?
http://farm3.static.flickr.com/2791/4254297312_a350a269ae.jpg

Mazava ho azy, ny barika no ampiasaina atao ambony toerana, mety ho ampy ilay tosika ilaina.

Hamaly

Midira raha hametraka hevitra

Valiny

7. dadasy 11/01/2010 23:56
Misy eritreritra miainga.... miainga avy any Ambohikobaka!
6. Kdaombaramita 11/01/2010 20:32
MAka sipa atao sôlafa, na maka sipa sôlafa, na maka sipa sy sôlafa na .......... alaina sipa ilay sôlafa LOL
5. Makouto 11/01/2010 15:26
raha mandeha ve izy raha misy rano barika inn no olana fa mitaty ranon'orana fotsiny
4. hery 10/01/2010 17:09
lolll, toa moramora marina ny maka mpanasa lamba.
3. Kdaombaramita 08/01/2010 18:26
asaivo maka sipa na sôlafa e !
2. hery 08/01/2010 14:19
lol hevitra koa iny.
Saingy lahy be daholo no ao antrano ka moramora ho andry zalahy ny matsaka noho ny manala lamba.
1. Mirananirina 08/01/2010 13:52
tsy aleo ve sasana tanana eny amoron-drano toa izay hatsaka hameno barika!!
mg