hery 13/01/2010 12:34
Mitondra am-bavaka ny Haitiana rehetra noho izao voina goavana manjo an'i Haiti izao.

Hamaly

Midira raha hametraka hevitra

Valiny

3. dera82 14/01/2010 21:01
Tsy mbola nahita zavatra toy izao ny tenanay. Lehilahy fa ontsa ny fo mahita ny fijalian'ireo ol marobe sintomina avy any ambany baingan-trano. Mbola @ télé aza le iz fa ny tena zava-misy any angamba de asa?????
2. mintsoa 14/01/2010 12:28
ye marina zany tena mampanahelo be mintsy ry razeo mivavaha ho azy
1. pikatti 13/01/2010 20:09
Tena mampalahelo ny zava-miseho any , tsy vitan'ny potika ara-politika sy ara-toekarena mihohatra @ voisin-ny St Domingue
Manohana an-dry zareo etona ny ekipa serasera
mg