Mantasoa 13/01/2010 15:58
Mamirifiry ny hatsiaka aty an-tanin'olona aty. Tsy atakaloko ny any aminay, na dia osa sy tsy zarizary aza ny any

Hamaly

Midira raha hametraka hevitra

Valiny

2. fanevah 18/01/2010 09:14
bjr,ianao,tonga soa e!misaotra indrindra @ ilay fitiavana ny tanindrazana,tena tsy zarizary tokoa ny aty ary raha mbola mitohy aza izao dia tena simba tanteraka tokoa nefa moa mba afaka ny ho aiza moa izahay e!mazotoa
1. mintsoa 15/01/2010 09:25
marina zany
mg