elihangy 14/01/2010 10:54
ny volon'andro manjombona ohatran'izao ... miteraka alahelo hafahafa, alehelo tsy fantam-pihaviana izany

Hamaly

Midira raha hametraka hevitra

Valiny

2. volana1 14/01/2010 14:43
Amboarina ny saina fa raha tsy izay dia vizana, atao izay ampifalifaly ny tena na avy be foana aza ny orana e ! mihirahira ohatra
1. artefy 14/01/2010 12:11
manimanina azy aho izany...
mg