Mirananirina 18/01/2010 13:47
aza mananihany aloha eh!hafatra 100,hafatra 7,hafatra 2 sns......mijery kay hafatra 0 hihihi..

Hamaly

Midira raha hametraka hevitra

Valiny

6. pif 03/04/2010 11:51
saingy tsy azko ilay lazaianao
5. pif 03/04/2010 11:48
Inona deika'iany ry Mirana
4. Mirananirina 19/01/2010 13:47
maryline,hay ny rehetra
hery,ie,any amin'ny dinika ka,mampihomehy ahy ilay izy .
pikatti,hihihi..gaga aho hoe iza daholo re izany olona 100 mandefa hafatra izany eh!
3. pikatti 18/01/2010 19:01
ha ha ha ha, nipoaka hoa ny boatiko tato ry Mirana gaga be zah fa hoe niantso anah foana izany i Rajoelina ,ndeha hoa ho jerevako ihany sao misy nahazoa azy any , ha ha ha, kay izy mbola misy fanaboarana,
2. hery 18/01/2010 14:09
Raha le ary @ dinika no resahin'i Mirananirina d mbola diso ny any

Fa ny @ sites hafa efa marina daholo
1. maryline 18/01/2010 14:02
ngah koa tratra i Mirana hihihi zah koa voa!!!
mg