dadasy 22/01/2010 01:57
"lay akanjo fotsy... tsy nanaovanao raha tsy andro alahady...."

Hamaly

Midira raha hametraka hevitra

Valiny

6. katiaa 22/01/2010 14:08
raharaha fotsy zany n alahady, raharaha manga ny andavanandro d tenue de combat v zany n @ all mdrrr
5. dadasy 22/01/2010 12:43
zany le hoe very @ katesizy indray ry makouto!
katiaa> ary ny andavanandro indray de le tablier manga no anaovana fa tsy tenue de combat araka ny nolazain'i hery!
4. katiaa 22/01/2010 12:28
hery> k le izy tsy rarah manga fa rarah fotsy
Makouto> hihihi resaka fotsy sy manga ee d alahady sy tsy alahady
3. Makouto 22/01/2010 12:00
tsy maharaka mihitsy zah fa mba azavao ôôô
2. hery 22/01/2010 10:21
Fa angaha tsy isanandro ity raharaha manga ity kle lolll...
Sa toudé tenue de combat?
1. katiaa 22/01/2010 04:52
So d misy tasy kouss ra vo ankotran n alahady ee, alahady masina tsara d tsy ho voan n tasy miintsy
mg