dadasy 24/01/2010 05:47
Saika hampidiriko any @ tononkira izy ity, fa rehefa nojerena de tafiditra eto ihany ka aleo eto no apetraka:
lohateny: O Gorisagorisa!
Tononkira feno: O gorisagorisa, o karatsakaratsaka an'alan'akondro!!
Mpihira: Jean Fredy

Hamaly

Midira raha hametraka hevitra

Valiny

2. pikatti 25/01/2010 11:56
Ny akama marina , efa nasaiko nalefan-dry zalahy any leisy le GORISAGORISA VERSION
COUPE DECALE , de mazoatoa ary e, manafana tena kely ao klouny
1. endrika01 24/01/2010 12:19
Mbola lava ary io no ilay tononkira vahiny zay an!
mg