endrika01 24/01/2010 12:18
kamo be zah ry zareo!
asa nareo raha mbo nisy fotoana efa napakamo be,fa tena tsy mety voatohitra mintsy!:D

Hamaly

Midira raha hametraka hevitra

Valiny

5. endrika01 02/02/2010 09:54
tenompitia : hi hi hi,iny njay no tsy hitako an,tena marina mitsy eh,tsy azo toherina fa de arahina ambokony fotsiny!
pikatti: mampakamo angah ireny THB ireny!!!!

Maeva74: mhhhh,hevitra mety akia a,fa le hirahira gidraka be reny kosa angamba o,fa raha vao le mampanembona dia vao maika loza kou!!!!!!!
vao maika tsy afa-mihetsika fa manetsetra eo fotsiny eh!!!!!

kdaombaramita: efa nanao io resaka douche froide io zah ,fa vao maika mikainkona de namonjy nirakotra lamba njay de teo njay le hakamoana hametraka anilay lamba notafiana!

tena tsy azo toherina marina izy io an!
4. tenompitia 26/01/2010 07:37
misy hevitra atoroko rehefa tonga ohatrizay lay hakamoana: aza toherina , lol
3. pikatti 25/01/2010 12:00
lasa sahady ve le THB iny e, iny foana koa anie ny an'i toi kou aiza mou
2. maeva74 24/01/2010 16:18
mihainoa Radio vazogasy dia tsy ho kamo intsony indry fa ho velom-bolo foana hihihi izay koa mety ry Kdaomba an!!!
1. Kdaombaramita 24/01/2010 16:05
efa mpahazo ny rehetra io. Mandehana manao douche froide araka izay zaka, dia misotroa jus de fruits frais fa ho resy io ! Mazotoa fa rahampitso dia efa alatsinainy
mg