walte 24/01/2010 14:26
F'izaho bandy kely, kelikely sandry, tsy mba nigafigafy, fizaho tsy mba nanana zavatra lafo, hatramin'izay, naleoko tsy nanana olonitia.

Hamaly

Midira raha hametraka hevitra

Valiny

3. tiaraozy 13/02/2010 17:51
toy izay hanan-dratsy a....
2. walte 26/01/2010 13:17
msotra ny namaly e! tena tia hatramin'ny tsinaimaintiko mintsy, na i lolo na i Mahaleo reny gasigasy reny e! asa enao raha mba toa ahy koa
1. tenompitia 26/01/2010 07:28
sady tia mahaleo izany ianao no mankafy LôLô raha azoko tsara
mg