dadasy 25/01/2010 04:26
mihazakazaka ny ora, mandroso ny fotoana... mivadika ny andro! lasa nanorana be nefa anaty ririnina! tena nivadika ara-bakiteny ny gilaoby! nitsonika ny ranomandry, fa rahafakampitso de hiverina -15 indray! de izay vao ho tena raharaha satria de ho lagilasy ny lalana rehetra! aleo lavitra ranomandry! sssshhhh, ze tonga eo atehina e!

Hamaly

Midira raha hametraka hevitra

Valiny

5. dadasy 26/01/2010 14:06
pikatti> amin'ny ankapobeny aloha de eo @ enimbolana eo ny faharetan'ny ririnina, manomboka novambra, fa tamin'ity tena ohatra ny taraiky be ko! sady ohatra ny tsy de tena mamely loatra.
Katiaa> de tena miankina @ le fahazarana io ry katiaa a! fa raha tsy zatra, na tany na biby na zavamaniry na olona de tena ho potika daholo mintsy.
4. katiaa 26/01/2010 07:25
Naizanaiza io fa n any kouss klou trop ee, ra aty misy anzany elaela d potika ty tany ty
3. pikatti 25/01/2010 11:58
Tena mampalahelo e, io dia vokatry ny tsirambina vitantsika olombelona ihany , fa maharitra firy volana lesy ny hiver any bainn
2. dadasy 25/01/2010 09:11
ka le izy ange tokon hijanona -15 foana e! fa noho le izy miaka-midina ity de mitsonika ny lanezy de avy eo mivaingana ho lagilasy ny rano de malama be ohatran'ny savony izay aleha rehetra. Ny olana zany ho ahy tsy de le hoe mangatsiaka tsony fa le lalana malama!
1. hery 25/01/2010 08:00
Tsy efa zatra an'izany ve nareo e?

Raha aty aminay aloha no misy -15 zany dia angamba tonga dia tsy misy ankivoaka izany...
mg