hery 26/01/2010 15:59
Zao hono vao tena miditra ririnina ny eto Italia... atao ambonimbony mihitsy ny mpanafàna. Tsisy bedy fa ny Afrikana tsy mahataty ririnina

Hamaly

Midira raha hametraka hevitra

Valiny

1. rhina 26/01/2010 16:56
zany ve? nefa ny ana ry reto aleoko mangatsika toy izay mafana ny antony mantsy dia raha mafana ny andro ianao tsy afaka iboridana fa raha mangatsika kosa tsy misy olana ny manampy akanjo!!
mg