hery 26/01/2010 16:03
Eo am-pikarakarana ny efitrano vaovaon'ny karajia #serasera amin'izao fotoana izao. Ho gasigasy koa iny rehefa vita.

Hamaly

Midira raha hametraka hevitra

Valiny

3. fahamarinana 26/01/2010 20:16
oie ,ngaha hisy sarin-tava koa any aminn'y karajia ? Ohatrany mety kosa kouh,taloha manko tena tsa misy mpahalala dia manahy vary eo ,tsa misy mitafa !Ny anaranay koa moa mampitsoaka be !hihi
2. katiaa 26/01/2010 17:56
Tsara kosa le we gasigasy
1. raozigasy 26/01/2010 17:01
mahereza ianao sefo a !!! dia ataovy hita tsara ny sarintava hahamora ny fifankahalalana e
mg