hery 26/01/2010 17:18
Sahirana mafy mampiditra ity eritreritra mandalo ity ao amin'ny twitter

Hamaly

Midira raha hametraka hevitra

Valiny

3. katiaa 26/01/2010 18:15
raisina tanana zany enao kouu
2. raozigasy 26/01/2010 18:02
dia adika hoe ahoana moa izany ny twitter e , hoe "ty ho eto ery" ve ??
1. hery 26/01/2010 17:19
Yesss nety
mg