hery 26/01/2010 17:21
Ok, vita koa izany iny aloha ny resaka twitter. Manao ny dikateny amin'ny teny malagasy sisa rahalina dia ok.

Raha tianao hipetraka any amin'ny twitter ny eritreritra mandalonao dia mandehana eto...

Mampiasa oAuth aho ka noho izany dia tsy mipetraka ato amin'ny serasera mihitsy ny mot de passe-nao.

Lazao eto ihany raha misy olana.

Hamaly

Midira raha hametraka hevitra

Valiny

2. hery 26/01/2010 21:44
Faha> toa misy fomba fakAna mdp koa ao ka...
1. fahamarinana 26/01/2010 20:13
lol,ny mdp-ko any aminn'y twitter aza efa adinoko !hihi !
mg