volana1 27/01/2010 07:12
Falifaly vao maraina anie za zany e !!!!!! Tena faly sy sambatsambatra

Hamaly

Midira raha hametraka hevitra

Valiny

9. Livajaks 14/07/2011 13:52
miara-dálana amin-tsika isan'andro ny Tompo,anatin'ny hafaliana,anatin'ny manahirana,Izy eo anilatsika...tsy avelany ho irery isika koa mamindrá ary matokia...fa ny fitiavany tsy mba ho afaka amin-tsika..
8. malko 31/03/2010 14:24
slt ,inona ny vaovao ,enao tsy namaly intsony an ! andao miresaka @ yahoo messenger ,ty ny adressko
sendraniaina-at-yahoo.fr bye bye
7. steph65no 15/02/2010 09:18
mahafinaritra izany ka, fa tohizo hatrany e!
6. Mirananirina 27/01/2010 13:44
miramirana foana isan'andro eh!!!
5. volana1 27/01/2010 12:56
Izay indrindra Maeva a ! Dia araraoty ny andro isanandro fa ho hitanao fa ho sambatra ianao, dia miezaha ho tsara fanahy foana amin'izay rehetra manatona anao.
4. maeva74 27/01/2010 12:52
Ataovy hoe " anio ilay andro farany " e!!! Dia mitiava, Mifalia, miravoa !!
3. volana1 27/01/2010 11:45
Misy andro eo amin'ny fiainanao zany r'ireto an , izay te-hozarainao amin'ny olona be dia be hoe faly za zany dia zaraiko aminareo e ! mifankatiava tsara daholo dia mba ho tojo an'izao hafaliako zao. Maniry an'izany ho an'ny rehetra e ! misaotra
2. arline 27/01/2010 09:34
t'as raison! il faut profiter de chaque instant de la vie! fais-nous part de ta joie alors!
1. belakely 27/01/2010 08:07
ntsôôô!!!!! mba afindrao le hasambarana
mg