hery 27/01/2010 10:27
Ok efa azo lazaina hoe mandeha ny karajia ao amin'ny #serasera. Fandaminana vitsivitsy sisa. http://karajia.org

Hamaly

Midira raha hametraka hevitra

Valiny

2. Mirananirina 27/01/2010 13:43
efa ela indray aho no tsy tao...lasa kely any indray aloha hihihi
1. hery 27/01/2010 10:38
Andamo daholo aloha ny fidirana voalaza ao amin'ny http://karajia.org dia izay malaky sy tsisy olana andehanana
mg