maeva74 27/01/2010 13:02
Hay toa foana i Kristy, niandry ahy izay nania, hay teo foana i kristy

Hamaly

Midira raha hametraka hevitra

Valiny

7. maeva74 29/01/2010 12:14
Dia mirary soa ho aní milaibe koa e!! dia misaotra nahatsiaro ity namanao tsy manadino anao koa. Dia misaotra an´i Pikatti koa dia i Dahuily. Ba mamy be daholo
6. milaibe 29/01/2010 06:56
Bonne année i Maeva, bisous B hum ,hoy ilay namana tsy manadino
5. dahuily 28/01/2010 18:43
Hatramin'izay ka hatramin'izao Izy dia teo foana ry Maeva aaa !!!!
4. pikatti 27/01/2010 22:58
Eo anilan'ny Tiana foana izy kah
3. maeva74 27/01/2010 14:15
Injay rehefa kivy tsy te - hierika intsony dia nilaza fa foana i Kristy nefa nisy hery ihany nanosika nitraka nibanjina ny tavany " hay teo foana i Kristy " niandry ahy izay nania
2. Mirananirina 27/01/2010 13:41
toa foana sa teo foana izy ity eh!
1. volana1 27/01/2010 13:12
Raha tianao dia eo akaikinao foana izy. Tiavo izy
mg