jasa 03/02/2010 14:54
aiza ihany no tena misy ny fahasambarana e? nandramako ny nivavaka fa fialonana sy fanenjehana no betsaka any. izy ireo no mitory ny fitiavana nefa toa ny mpisotro toaka no mampiatra azy.

Hamaly

Midira raha hametraka hevitra

Valiny

5. rabezavana 09/02/2010 12:42
izao no valiteny tsotra ambarako ano:ny fahasambarana dia valin-kasasarana any an-danitra(ho an'ny mpino).nandramanao ny mivavaka:marina ny anao ra tsy nahita fahasambarana satria nanandrana fotsiny ianao:ny mpanandrana mantsy mahazo faran'ny zay kely indrindra.tsy tonga nivavaka marina ianao ka miverena.aza mijery an'drakoto mamolava fa anjarany fotsiny ny mitory teny na rasoa fotsy akanjo be lokomena na tsy mitovy t@ le nanaovany t@ alina tany @ boite de nuit aza ny akanjony.ny valimbavaka di atsy akory tsy maintsy anio dia anio ary raha mangataka A dia mety mahazo G fa kosa "aide toi et le ciel t'aidera" ary ny devise dia zao:"dieu te doit à ce ce que tu crois mais fonce toi dans la foi"
4. hery 05/02/2010 08:05
Non ka. Ilaina dia ilaina ny mandeha any am-piangonana... fa hitady an'Andriamanitra, hiresaka amin'Andriamanitra, no andehananao any ampiangonana fa tsy hihaino fialonana sy fanenjehana. Raha Andriamanitra no lasa mpanota dia aza mandeha any ampiangonana intsony, fa raha ny olona hafa no manota, mialona sy manenjika, dia mandehana foana any am-piangonana satria hivavaka amin'Andriamanitra no andehananao any fa tsy noho ny hafa.
3. jasa 05/02/2010 07:17
Mr hery a ra azoko no tianao hambara de tsy ilaina ny mankany ampiangonana fa any an-trano dia efa ampy e? miala tsiny aminao aho ra diso ny eritreritro.
2. hery 03/02/2010 22:50
Tsy azoko ilay tianao hotenenina. Nandramanao ny nivavaka dia fialonana sy fanenjehana no betsaka any? Any aiza? Any amin'ny vavaka? Izany hoe fialonana sy fanenjehana no hitanao tao anaty fivavahana? Izany hoe nenjehan'Andriamanitra sy nialonan'Andriamanitr ianao?

Sao dia hoe nandramanao ny fiangonana fa tsy ny fivavahana?

Raha nivavaka tokoa mantsy ianao, nihaona tamin'Andriamanitra dia tsy ho nahita an'izany fialonana sy fanenjehana izany satria Andriamanitra dia Fitiavana.
1. arline 03/02/2010 16:51
f'anga kosa moa refa oe mivavaka d olo- masina e! comme on dit, personne n'est parfait!
mg