hery 05/02/2010 08:14
Herintaona androany le zanako kle :-p inona indray re ny cadeau ho azoko eeee

Hamaly

Midira raha hametraka hevitra

Valiny

14. pikatti 09/02/2010 00:00
Bon annif
Tonton ihany e
13. Mirananirina 08/02/2010 13:24
mbola tsy tara bon anniversaire ramose kely.(amin'ilay sary io)
12. arline 08/02/2010 12:18
Joyeux anniversaire à ton petit bout alors! et comme on dit en malgache : "lambolamboa ny taiza"
11. Malita 08/02/2010 12:04
Ohatry ny malakybe ilay izy e,
mirary soa
10. dadasy 07/02/2010 04:55
Bonaniverisera letsy ialahy Aina a!
9. tess 06/02/2010 22:46
eo am sary eo izy de mamako navela
8. tess 06/02/2010 22:46
bonannif lay aina kely ary e
7. sipagasy 06/02/2010 21:29
eh! dia mandroso marina ny fotoana izany e!!! dia mahereza mitaiza sy manabeh e!, tratry ny fety Aina e!
6. raozigasy 06/02/2010 08:04
tratry ny fety i Aina e , tena vetivety mihitsy an
5. hery 05/02/2010 22:11
http://farm5.static.flickr.com/4038/4333436848_3951240d3f_m.jpg
4. maeva74 05/02/2010 21:23
hihihi ! Lehibe ny ankizy! mahatsiaro ery izao le reniny hoe herintaona ohatr´izao aho naharary ery hihihi " bon anniversaire i Aina"
3. yonikafopl 05/02/2010 21:11
herintaona re fa diso
2. yonikafopl 05/02/2010 21:02
herintaina sahady i Aina?? de ho tratry ny antitra indrindra we mantsy azy hery aaaaa
1. mangamaso 05/02/2010 20:59
Miarahaba, joyeux anniversaire ary ho azy, mirary soa ho anareo mianakavy koa
mg